Famelan-Keloka Vita Mora

“Ary raha mitsangana mivavaka hianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia MAMELA NY HELONY, mba havelan’ ny Rainareo Izay any an-danitra kosa ny helokareo.Fa RAHA HIANAREO TSY MAMELA HELOKA, NY RAINAREO IZAY ANY AN-DANITRA KOSA TSY HAMELA NY HELOKAREO. (Marka 11: 25-26). Mampangovitra anao ve ireo andinin-tsoratra masina roa ireo? Noho izany eto ny vaha-olanao. Ao amin’ ity boky tena ilaina fatratra ity no hianaranao mamela heloka mora foana – mba ahafahana mankafy ny famelan-keloky ny Raintsika any an-danitra ihany koa. Avelao ity boky ity hanaraka anao mandram-pahatonga anao eo amin’ ny teboka iray izay hahavitanao mamela heloka mora foana sy amin-kitsimpo.

Vidio ho an’ny fitaovana Apple

Fividianana avy amin’ny Boky Google

Mividiana paperback

Category:

Description

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “Famelan-Keloka Vita Mora”

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Title

Go to Top