Sambory ny Hosotra

Ny hosotra no fanalahidy lehibe indrindra ilaina hoentina manokatra ny varavarana mankany amin’ ny asa fanompoana mahomby sy miroborobo. Betsaka ny olona niezaka nanao ny asan’ Andriamanitra tsy tamin-kitim-po ,ary tsy lasa lavitra satria tsy tonga saina ny amin’ ny hoe “Tsy amin-kery na amim-pahatanjahana,fa amin’ ny Fanahiko (ny hosotra)” [Zakaria 4:6]
Ity boky tsy manan-tsahala “Sambory ny hosotra” nosoratan’ I Eveka Dag Heward-Mills ity dia hampianatra anao ny atao hoe fisamborana ny hosotra sy ny fomba ahafahanao mampianatra izany! Avelao ny faniriana ny hosotr’ Andriamanitra hihetsika ao anatinao amin’ny alalan’ireo pejy hitanao ato amin’ity boky ity!

Vidio ho an’ny fitaovana Apple

Fividianana avy amin’ny Boky Google

Mividiana paperback

Category:

Description

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “Sambory ny Hosotra”

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Title

Go to Top