Ato anatin’ity boky feno fahendrena ity Dag Heward-Mills dia miresaka momba izay hitranga eo amin’ny BEMA –ilay toeram-pitsaran’i Kristy. Na dia efa voavela aza ny fahotantsika dia misy fitsarana miandry ny mpino rehetra. Ny fitsarana dia mifototra amin’ny zavatra nataonao, ireo miafina rehetra ary ny antony manosika anao hanao ilay zavatra. Tena zava-dehibe eo amin’ny fiainana ny fanapahan-kevitra. Ny tsy fisian’ny fitsarana dia midika tsy fisian’ny fanapahan-kevitra! Ny tsy fisian’ny fitsarana dia miteraka korontana! Ny fahaizan’ny mpanoratra mamaly ireo fanontaniana toy ny hoe “Inona no atao hoe Fitsarana?” “NahoananyFitsarana?”, ary nahoana Andriamanitra no tia fitsarana, dia hitarika anao ho amin’ny fanatsoahan-kevitra fa ny fitsarana sy ny rariny dia zavatra tsy maintsy ianarana sy takarina ary halalinina mba ho vonona amin’ny Andro Fitsarana!
BEMA Ny Fitsarana Sy Ny Rariny
Description

Reviews
There are no reviews yet.