Dag Heward-Mills dia mpanoratra boky maro, anisan’ izany “Ny Fahatokiana sy ny Fivadihana” izay be mpividy indrindra. Izy no mpanorina ny Fiangonana Mitambatra niatomboka tamin’ ny Fikambanam-Piangonana Lighthouse izay miisa telo arivo ankehitriny. Dag Heward-Mills, mpitory filazantsara maneran-tany, mpanompon’ Andriamanitra ao amin’ ny Kroazady Jesosy Manasitrana (Healing Jesus Crusades) ary kaonferansa maneran-tany. Mba hafantaranao bebe kokoa dia tsidiho ny www.daghewardmills.org
Toro-lalana momba ny Fankalazana
Description

Reviews
There are no reviews yet.