Ny Hafa…

Mananatra antsika ny Baiboly hoe: “Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an’ ny namany koa.” (Filipiana 2:4). Ao amin’ity boky ara-potoana ity, i Dag Heward-Mills dia mametraka fanamby aminao handehananao mihoatra ny fieritreretanao ny momban’ny tenanao ka hieritreretanao ny hafa ihany koa! Tiavo ihany koa ny hafa! Hevero ihany koa ny hafa! Miahỳ ny hafa ihany koa! Miainà ho an’ ny hafa ihany koa! Tonga maty ho antsika I Jesosy satria Izy nieritreritra momban’ ny “hafa”. Te ho toa Azy kokoa aho. Te ho toa an’ I Jesosy ve ianao?

Category:

Description

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “Ny Hafa…”

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Title

Go to Top