Ahoana ny hahafahanao mitory ny Famonjena

Fantatrao ve fa ireo mpaminany taloha, nanontany sy nikaroka izao famonjena lehibe izay natao ho aseho antsika izao? Tsy nahazo sary an-tsaina izy hoe ahoana hahatongavan’ity famonjena ity amin’ ny olona…fa isika dia sambatra mandray izao famonjena izao! Nahazo famonjena isika satria nisy olona niteny antsika mikasika izany. Ao anatin’ ity boky mahavariana ity, i Evangelista Dag Heward-Mills mitarika antsika tsy hahatakatra ny famonjenantsika lehibe fotsiny ihany fa sady mampianatra antsika ny fomba fizarana ity filazantsaran’ny famonjena antsika ity amin’ ireo hafa ihany koa. Hanao ny asan’ ny evanjelista anie isika tsirairay avy!

Vidio ho an’ny fitaovana Apple

Fividianana avy amin’ny Boky Google

Mividiana paperback

Category:

Description

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “Ahoana ny hahafahanao mitory ny Famonjena”

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Title

Go to Top