Ahoana no ahafahanao manana fotoana mangina mahomby isan’andro

Mamboraka ny iray amin’ ireo tsiambaratelony i Dr. Dag Heward-Mills, ilay mpitarika Kristiana tena miavaka. “Raha misy manontany ahy ny amin’ ny tsiambaratelo lehibe indrindra amin’ ny fifandraisako amin’ Andriamanitra, dia tsy ampisalasalana no hilazako fa ny herin’ ny fotoana mangina ananako miaraka Aminy isan’ andro izany.”Nanapa-kevitra ny hanoratra ity boky ity izy mba ahafahano mahazo tombotsoa avy amin’ ny herin’ ny fotoana mangina ihany koa.

Vidio ho an’ny fitaovana Apple

Fividianana avy amin’ny Boky Google

Mividiana paperback

Category:

Description

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “Ahoana no ahafahanao manana fotoana mangina mahomby isan’andro”

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Title

Go to Top