Fomba Ahafahanao Manaporofo Feno Ny Asa Fanompoanao

Tsy misy amintsika ny mikasa ny ho tonga any an-danitra raha tsy nahavita izay tian’ Andriamanitra ho ataontsika eto an-tany. Tsy misy, na iray aza! Te hamita ireo asa izay nampanaovin’Andriamanitra antsika isika. Ity boky ity dia mikasika ny fomba hamitanao ny asa fanompoanao. Ity boky ity dia fitarihana amin’ ny fomba ahafahantsika mamaly ireo zava-mitranga avy amin’ Andriamanitra eo amin’ ny fiainantsika – mba tsy hangaina amin’ izany andro izany. Hahatanteraka ny asa fanompoanao anie ianao ary Andriamanitra anie hiteny aminao hoe, “Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky!”

Vidio ho an’ny fitaovana Apple

Fividianana avy amin’ny Boky Google

Mividiana paperback

Category:

Description

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “Fomba Ahafahanao Manaporofo Feno Ny Asa Fanompoanao”

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Title

Go to Top