Ny Fananganana Fiangonana

Ny fananganana fiangonana dia tranga iray izay miely patrana eo amin’ ireo mpanompon’ ny filazantsara. Asa lehibe nataon’ ireo mpianatra voalohany ihany koa izany. Ny fananganana fiangonana mahomby dia mitaky fahaiza-manao ary miankina amin’ny antony maro. Dag Heward-Mills, mpanorina fiangonana karismatika iray maneran-tany misy fiangonana telo arivo, no mitarika antsika amin’ ny famakafakana ireo singa samihafa amin’ ny fananganana fiangonana ao amin’ity boky ity. Izy ity dia boky fiofanana ho an’ireo mpanompon’ Andriamanitra te hanao ny fananganana fiangonana ho tanjony eo amin’ ny fianana sy ny asa fanompoana.

Vidio ho an’ny fitaovana Apple

Fividianana avy amin’ny Boky Google

Mividiana paperback

Category:

Description

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “Ny Fananganana Fiangonana”

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Title

Go to Top