Tsy isalasalana fa ireo izay nanomana dia miavaka amin’ireo izay tsy nanao izany. Ny fiomanana dia fanomanana ny tenanao amin’ny asa iray eo am-pelatananao. Ao amin’ny Baiboly manontolo, dia asaina miomana amin’izay ho avy isika ary manomana ny tenantsika ho vonona. Hitan’Andriamanitra ny dingana rehetra ataonao mba ho azo antoka fa niomana ny hanatontosa ny Sitrapony ianao. Ny fahavononanao hanompo ny Tompo dia miankina amin’ny fiomananao! Mariho fa na isika aza dia mila miomana rehefa hihaona amin’Andriamanitra! Amin’ity lohateny nandrasan’i Dag Heward-Mills ity, dia hotarihina ianao ahoana ny tokony hatao hiainana ao anaty fahavononana sy fiomanana amin’ny asa tsara rehetra antsoin’Andriamanitra ho ataonao! Hanomboka hiavaka ianao amin’ny alalan’ity boky ity!
Ny Fiomanana Amin’ny Filazantsara
Description

Reviews
There are no reviews yet.