Ny fiainana dia afaka ny ho fanamby amin’ny olona rehetra. Amin’ ny fotoana maro ny zavatra ilainao ahafahanao mandresy izay manahirana anao dia ny fahendrena. Ny fahendrena no tsiambaratelon’ Andriamanitra izay hanampy anao hitsangana amin’ ireo tolona atrehanao ho amin’ ny zava-mahagaga velona. Nandidy anao ho amin’ ny voninahitra Andriamanitra. Ny tsiambaratelon’ Andriamanitra dia ny fahendren’ Andriamanitra ao amin’ ny zava-miafina izay nodidiana ho amin’ ny voninahitrareo sy ny fahatsarana. Hanome fandresena ho anao isan’ andro anie ireo fanambarana raketin’ity boky ity! Hanome anao fahalalana enti-mandresy anie ity boky ity!
Zava-miafin’ny Fandresena
Description

Reviews
There are no reviews yet.