• Mandeha eo anivon’ ny loza, fandrika ary fitaka maro ny Kristiana. Hanokatra ny masonao amin’ ireo loza voahevitra tsara miandry hamely, handratra sy hamotika antsika ity boky ity. Ampio ny tenanao, vonjeo ny tenanao ary afaho ny tenanao amin’ ny alalan’ ity boky mahery vaika mikasika ny Loza ara-panahy ity!

  • “Mety ‘ny mpiampanga eo anivon’ ny mpirahalahy’ no fahavalo lehibe indrindra hifanena aminao.” Raiso ny fahazavan-tsaina lehibe ahalalanao ny fomba fihitaran’ io sabatsy ny fanamelohana io, ary mianara mandresy izany raha mamaky ity boky fianatra, nosoratan’ i Dag Heward-Mills ity ianao.

  • Feno olona mahay mihatsaravelan-tsihy izay afaka ny ho tonga mpamadika tanteraka ny fiangonana. Ny fanalahidin’ ny satana lehibe indrindra hatrizay dia ny fitaka sy ny fihatsaram-belatsihy. Ireo mpitarika tsy mahita izay saroman’ ny saron-tavan’ ny mpihatsaravelatsihy dia hijaly amin’ ny fahajambany. Fanahy ratsy miady amin’ ny asa fanompoana ny fandrahonana, fifankazarana tafahoatra ary ny fikorontanan-tsaina. Amin’ ny akamaroan’ ny fotoana dia tsy fantatrin’ ny olona akory izay miady aminy. Hanamp anao hamantatra sy heady ny fahavalo avy ao anatinao ity boky ity.

  • Ny olona mandao anao dia afaka ny hanimba anao.Tsy hita izay hanoritsoritana ny fahakiviana, fikorotanan-tsaina, ary tebiteby milatsaka ao aminao rehefa misy olona manalavitra anao. Nosoratana ity boky ity hanampiana anao hiady amin’ ny fahasimbana izay mitady hahazo anao rehefa mandao anao ny olona. Aoka ianao tsy ho voafitaka. Tsy mbola ianao sy ny asa fanompoanao irery no nisy nandao sy nilaozan’ ny olona. Maro no efa nisedra fahoriana tamin’io zavatra io. Satana no nikomy voalohany ary nanainga ny mpikomy rehetra izy avy eo. Miaraka amin’ ity boky ity eny am-pelatananao no hifohazanao ka hiadivanao amin’ ireo fanahin’ ny fivadihana votsotra noho “ireo izay mandao”.

  • Ity boky ity dia dia-penin’i Dag Heward-Mills hafa indray ho an’ireo mpanompon’ Andriamanitra izay mamaky izany. Mamaly ireo fanontaniana mikasika ny fomba fitondrana ny fifandraisana manahirana misy eo amin’ ireo ray sy ireo zanaka lahy ity boky ity. Amin’ ny alalan’ ny fampianarana hita ato amin’ ity boky ity dia hanalavitra ny ozona eo amin’ ny fiainana ianao ary hitondra fitahiana an’ ny tenanao. Olona miavaka ireo ray ilay mpanandratra ireo zanaka lahy sy ireo izay eo ambany fiarovany. Raha tsy misy ny ray dia tsy hisy ireo zanaka hanohy ny asa fanompoana ho an’ ny taranaka hafa. Mamelana na maty araka ny fahaizanao mifandray amin’ ireo rainao ny antson’ Andriamanitra. Vakio ity boky ity koa ialao ny ozona mifandray amin’ ny tsy fanajana, tsy fankatoavana sy fifandraisana kely fotsiny amin’ireo ray.

  • Maaring narinig mo na na isang dakilang bagay ang maglingkod sa Panginoon, subalit hindi mo pa siguro malinaw na napag-isipan kung gaano kadakila ang maglingkod sa ating Panginoong Diyos. Sa natatanging aklat na ito ni Dag Heward Mills mauunawaan mo kung sino ang lingkod ng Diyos at paano makapaglilingkod sa Panginoon. Nawa ay praktikal mong malaman ang kaibahan ng mga naglilingkod sa Diyos at mga hindi naglilingkod sa Kanya! Nawa ay mapabilang ka sa mga taong naglilingkod sa Panginoon!
  • Wasengeye ikintu ariko ntiwakibona... bitewe nuko utakibonye no gucika intege, Uhagarika gusenga.Ibyo birasanzwe siko bimeze?ikibazo niki, ese umuntu amasengesho ye yasubizwa 100%? Yego , Yego, YEGO! Reba uko uko wasubizwa.
  • “... Genda uje mu nzira zagutse no mu mihora, ubagobere baze, KUGIRA NGO INZU YANJE YUZURE. LUKA 14:23. Umutima w'Imana uririra kw'Isi ikizwa, kandi kw'inzu yayo -ishengero- ryuzura!" Ni iri hishurirwa ryavyaye iki gitabo, "Ishengero riri Mega" ca Bishop Dag Heward-Mills, umu Pasitori w'ishengero rimwe mu mashengero manini ari muri Ghana. Ishengero ryawe n'igikorwa cawe ntibizoguma uko vyahora umaze gusoma iki gitabo gikabura! "Dr Heward-Mills aranywanye n' Umwami Yesu Kristo n'igikorwa ciwe co kubwir'ubutumwa isi yose. Ni umurongozi akomeye cane kandi w'akarorero kubari mu gikorwa c'Imana bose, kandi twebwe hano muri "Church Growth International" turabashwe cane kumenya no guhamagara Dr. Dag Heward-Mills umugenzi n'uwo dukorana mu murima w'umwimbu munini cane w'isi." -Dr. David Yonggi Cho Uwutwara, Church Growth International
  • Uguteragira amashengero ni igikorwa gikwiragiye mu bakozi b'Imana b'ubutumwa bwiza. Cari igikorwa nyamukuru c'intumwa za mbere. Uguteragira Ishengero kwiza gusaba impano kandi kwakira impande zitandukanye. Dag Heward-Mills uwatanguje Ishengero riri kw'isi yose rifise amashengero arenga ibihumbi bitatu, aratuyobora mu kwihweza neza izo mpande zitandukanye zo guteragira Ishengero muri iki gitabo. Iki cokoreshwa mu kwigisha abandi ku Mukozi w'Imana wese ashaka ko guteragira Ishengero biba iyerekwa ryiwe mu buzima no mu gikorwa c'Imana.
  • Az életed során rá fogsz döbbenni, hogy a láthatatlan világ az igazi világ és ez a fizikai világ kizárólag néhány dolgot jelenít meg a láthatatlan világban. A látható ellenségek mellett a láthatatlan ellenségekkel is szembe kell néznünk. Meg tudsz küzdeni az ellenségeddel, anélkül, hogy ismernéd őt, a stratégiáját, a stílusát és a fegyvereit? Ez a könyv elengedhetetlen eszköz az életutadhoz. A könyv bemutatja a láthatatlan ellenségeidet, a létezésük gyökereit, jellegzetességeiket, valamint az utat, mely segítségével győzedelmeskedhetsz velük szemben. Ez a könyv segíteni fog leküzdeni láthatatlan ellenségeidet!    
     
  • Dagas Hewardas-Millsas – daugelio knygų autorius, įskaitant bestselerį „Ištikimybė ir neištikimybė“ (angl. „Loyalty and Disloyalty“). Jis yra daugiau kaip tūkstantį bažnyčių vienijančios denominacijos „The Lighthouse Chapel International“ įkūrėjas. Tarptautiniu mastu veikiantis evangelistas Dagas Hewardas-Millsas sako pamokslus renginiuose „Healing Jesus Crusade“ ir dalyvauja konferencijose visame pasaulyje. Norėdami sužinoti daugiau, apsilankykite svetainėje www.daghewardmills.org.
  • You may have heard that it is a great thing to serve the Lord; but you may not have clearly thought through how great it is to serve the Lord our God. In this special book by Dag Heward-Mills you will understand who a servant of God is and how you can serve the Lord. May you practically know the difference between those who serve the Lord and those who serve Him not! May you be numbered with those who serve the Lord!

Title

Go to Top