• Ny fiainana dia afaka ny ho fanamby amin'ny olona rehetra. Amin' ny fotoana maro ny zavatra ilainao ahafahanao mandresy izay manahirana anao dia ny fahendrena. Ny fahendrena no tsiambaratelon' Andriamanitra izay hanampy anao hitsangana amin' ireo tolona atrehanao ho amin' ny zava-mahagaga velona. Nandidy anao ho amin' ny voninahitra Andriamanitra. Ny tsiambaratelon' Andriamanitra dia ny fahendren' Andriamanitra ao amin' ny zava-miafina izay nodidiana ho amin' ny voninahitrareo sy ny fahatsarana. Hanome fandresena ho anao isan' andro anie ireo fanambarana raketin'ity boky ity! Hanome anao fahalalana enti-mandresy anie ity boky ity!

  • Miantso olona maro hatrany tokoa Andriamanitra. Ny fiainantsika eto an-tany dia tombotsoa hanompoana Azy, ary Andriamanitra dia mijery tsara ireo izay zavatra ataonao ao amin’ ny Fanjakany. Mamelombelona ny mamaky ity boky ity. Raha milona tanteraka amin’ ny fahamarinana taterin’ ny mpanoratra ianao dia handray fahendrena entinao hampiasana ireo tombotsoa eo amin’ ny fiainana amin’ ny tokony ho izy.

  • Uzziniet par šo pārliecinošo spēku, kas evaņģēlismu padara efektīvu un auglīgu pat tad, kad saskaras ar pretestību, atrunām, aizdomām, atraidījumu utt. Šī Dāga Hjūarda-Milza grāmata var jūs pārvērst par tādiem dvēseļu ieguvējiem, kādi vēl nekad neesat bijuši.
  • Efa vonina ny saha ary efa vokatra ho amin’ ny finjinjana ireo fanahy, nefa aiza ireo mpitoriteny? Antso maika ho an’ ny Kristiana mba ho tonga mpamonjy fanahy ity boky vaovao manainga fanahy nosoratan’I Dag Heward-Mills ity.

  • Fantatrao ve fa ireo mpaminany taloha, nanontany sy nikaroka izao famonjena lehibe izay natao ho aseho antsika izao? Tsy nahazo sary an-tsaina izy hoe ahoana hahatongavan'ity famonjena ity amin' ny olona…fa isika dia sambatra mandray izao famonjena izao! Nahazo famonjena isika satria nisy olona niteny antsika mikasika izany. Ao anatin' ity boky mahavariana ity, i Evangelista Dag Heward-Mills mitarika antsika tsy hahatakatra ny famonjenantsika lehibe fotsiny ihany fa sady mampianatra antsika ny fomba fizarana ity filazantsaran'ny famonjena antsika ity amin' ireo hafa ihany koa. Hanao ny asan' ny evanjelista anie isika tsirairay avy!

  •  A lázadók nem emlékeznek meg azokról a jókról, amiket tettek velük, sőt tudatosan döntenek bizonyos dolgok elfelejtéséről. Júdás nem emlékezett meg azokról, amiket Jézus tett vele, sőt azokról sem, amiket látott és hallott. Így lett belőle az a megvetésre méltó karakter, amit ma a ""Júdás"" szó kifejez. Az emlékezés képessége a szolgálók egyik legfontosabb szellemi jellemvonása. Azok, akik nem emlékeznek, ritkán jutnak messzire. Egész egyszerűen elakad az életük. Ez a rendkívüli könyv ezzel a ritkán tárgyalt témával igazi áldás lesz az olvasó számára. Egy ajándék Istentől    
     
  • Mianara mikasika ity hery fanerena ity izay mahatonga ny fitoriana filazan-tsara mahomby sy mahavokatra na dia eo anoloan’ ny fanoherana, fialan-tsiny, fiahiahiana, fahasorenana sns aza. Ity boky nosoratan’ ny Dag Heward-Mills ity dia afaka manao anao ho mpamonjy fanahin’ olona mihoatra noho ny hatrizay.

  • Mananatra antsika ny Baiboly hoe: "Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an' ny namany koa." (Filipiana 2:4). Ao amin'ity boky ara-potoana ity, i Dag Heward-Mills dia mametraka fanamby aminao handehananao mihoatra ny fieritreretanao ny momban'ny tenanao ka hieritreretanao ny hafa ihany koa! Tiavo ihany koa ny hafa! Hevero ihany koa ny hafa! Miahỳ ny hafa ihany koa! Miainà ho an' ny hafa ihany koa! Tonga maty ho antsika I Jesosy satria Izy nieritreritra momban' ny "hafa". Te ho toa Azy kokoa aho. Te ho toa an' I Jesosy ve ianao?

  • Azok az emberek, akik elhagynak, tönkre is tehetnek. Semmi sem írhatja le a csüggedés, a zavarodottság és a nyugtalanság érzését, ami akkor telepszik rád, amikor elhagynak. Ezt a könyvet azért írtam, hogy segítsen neked harcolni a pusztítás ellen, amit a téged elhagyó emberek idéznek elő. Ne ess tévedésbe! Nem csak egyedül rólad és a szolgálatodról mondható el, hogy elhagytak vagy cserbenhagytak. Sokan mások is átélték ugyanezt. A sátán volt az első lázadó, és a kezdetektől fogva ő minden lázadás sugalmazója. Ennek a könyvnek a segítségével fel fogsz kelni, és harcolni fogsz a hűtlenség szelleme ellen, amelyet azok engednek szabadjára, „akik elhagynak  
     
  • Kaut gan tēma ir neparasta, grāmata par atkrišanu izgaismo ļoti izplatīta parādību kristiešu vidū. Daudzi sāk, taču līdz galam tiek vien nedaudzi. Šajā grāmatā bīskaps Dāgs Hjūards-Milzs pievērš uzmanību šai problēmai un izteiksmīgi parāda, kādēļ ikvienam kristietim ir jānokļūst Debesīs!
  • Existuje něco mezi nebem a zemí? Můžu i já hrát nějakou úlohu v působení nadpřirozena? Jestliže Bůh uzdravuje, proč neuzdraví každého? Jak můžu získat pomazání, které mě uzdraví? Na tyto, ale i mnohé další otázky týkající se působení Ducha svatého, odpovídá autor Dag Heward-Mills prostřednictvím této úžasné knihy.
  • A gyülekezetek teli vannak tökéletes színlelőkkel, aki később teljes mértékben hűtlenné válnak. Sátán titka mindig is a megtévesztés és a színlelés volt. Azon vezetők, kik nem látnak keresztül a színlelők maszkjain, később megszenvedik vakságukat. A szolgálattevőknek a megfélemlítés, a bizalmaskodás és a zűrzavar gonosz lelkeivel kell megküzdeniük. Az esetek nagy részében nincsenek is tisztában azzal, hogy mi ellen harcolnak. E könyv segít beazonosítani és felvenni a harcot a belső ellenséggel    
     

Title

Go to Top