• Ao anatin'ity boky tsotra ity i Dag Heward-Mills dia manome fomba fijery mazava azo ampiharina momba ny fanambadiana. Ity boky mahatalanjona ity dia ho toy ny fitaovana ilaina voaomana ho an'ny mpanolon-tsaina amin' ny mariazy sy ireo mpivady vita mariazy. Ho hitanao ato amin'ity boky ity tokoa ireo torohevitra mamelombelona sy mampientanentana mba hanatsarana ny fanambadianao.

  • Zava-dehibe ho an' ireo Kristiana vaovao ny mahatakatra ireo fototry ny famonjeny sy ny mianatra ireo fitsipika izay mifehy ny fiainany vaovao. Ireo Zava-Marina ho an' ireo Mpino Vaovao dia natao hitsena izany zavatra ilaina izany ary hamatsy fototra ho an'ireo Kristiana vaovao handehanany amin' ny fandresena ao amin' ny finoany vao niorina

  • "Ary raha mitsangana mivavaka hianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia MAMELA NY HELONY, mba havelan' ny Rainareo Izay any an-danitra kosa ny helokareo.Fa RAHA HIANAREO TSY MAMELA HELOKA, NY RAINAREO IZAY ANY AN-DANITRA KOSA TSY HAMELA NY HELOKAREO. (Marka 11: 25-26). Mampangovitra anao ve ireo andinin-tsoratra masina roa ireo? Noho izany eto ny vaha-olanao. Ao amin' ity boky tena ilaina fatratra ity no hianaranao mamela heloka mora foana - mba ahafahana mankafy ny famelan-keloky ny Raintsika any an-danitra ihany koa. Avelao ity boky ity hanaraka anao mandram-pahatonga anao eo amin' ny teboka iray izay hahavitanao mamela heloka mora foana sy amin-kitsimpo.

  • Dag Heward-Mills është autor i shumë librave, duke përfshirë këtu edhe të shumë-shiturin “Besnikëria dhe Jobesnikëria”. Ai është themeluesi i një bashkësie e cila ka mbi dy mijë kisha, dhe që quhet “The Lighthouse Chapel International”. Dag Heward-Mills, një ungjilltar ndërkombëtar, bën fushatat ungjillizuese ndërkombëtare “Healing Jesus Crusades” dhe konferenca në të gjithë botën. Për më shumë informacion, vizitoni: www.daghewardmills.org.

  • Il est important, pour le nouveau Chrétien, de comprendre les fondements de son salut et d’apprendre les principes qui régissent sa nouvelle vie. Faits clés pour les nouveaux croyants est conçu pour répondre à ce besoin et offrir aux nouveaux Chrétiens une base qui leur permettra d’être victorieux dans leur nouvelle foi.
  • This exciting and in-depth study on the subject of ‘faith’ is sure to be of interest to any one whose desire is to please God. For, without faith it is impossible to please God, the Bible says. This is the reason why this book is a must-read for everyone with a desire to please God. If faith made Abraham a friend of God, then faith is very important in our walk with God.This book is a treasure! Discover the secrets needed to walk and live by faith. Unveil the faith secrets you need to accomplish the impossible in your life!
  • Dieu désire que tous les hommes soient sauvés ! C’est pourquoi il a envoyé Jésus-Christ mourir pour nous. Jésus a utilisé son sang pour payer nos péchés. Pour nous qui avons été sauvés, Dieu nous appelle à être des sauveurs d’hommes. Nous avons reçu la Grande Commission. Les derniers mots de Jésus pour nous sont d’aller et faire de toutes les nations des disciples ! Écouterez-vous l’appel ? Encore un autre titre de réflexion dans la série évangélique classique par Dag Heward-Mills. Il est certain de persuader chaque croyant de remplir son obligation envers les pécheurs et de devenir un Sauveur d’hommes !
  • Ny tanjona mandrakizain’Andriamanitra ho antsika dia fahavokarana. Ao amin’ny Jaona15:16, Jesosy Tompo dia nanendry ny mpianany mba handeha sy hamoa”. Mijery anao Andriamanitra tahaka ny hazo iray tsy maintsy mamoa. Ao amin'ity boky feno fampiharana ity, Bishop Dag Heward-Mills dia mitondra antsika ao amin’ny Lalàn'ny Fahavokarana ara-Baiboly isan-karazany nalaina avy ao anaty Baiboly. Ho taitra ianao mba hamoa be dia be- ary voa izay haharitra tokoa!
  • Na dia fangatahan’ Andriamanitra voalohany amin’ ny mpitarika aza izany dia vitsy tokoa ireo zavatra voasoratra mikasika an’io loha-hevitra io. Tsipihan’ i Dag Heward-Mills mazava tsara ireo fomba fanao tena manan-danja ao anatin’ ity boky ity izay mba hampitombi ny tsy fiovaovana ao amin’ ny fiangonana. Ny zavatra voarakitra ao amin’ ity boky ity dia tena mety sady mora ampiharina hany ka lasa fitaovana tsy azo ialana ho an’ ireo mpitondra fiangonana.

  • Ny hoe mampandroso fahaizana dia mampandroso fahaiza-manao na paik’ ady. Ny Baiboly dia milaza fa ny fiarovana dia ho an’ ny olon hendry. Ny asa ao amin’ ny asa fanompoana dia mitaky fahaiza-manao goavana. Tena loharano ilaina tanteraka ity boky “Fahaizana Manao Ministera” ity ho an’ireo rehetra maniry ny anao ny asan’ ny ministera. Manolotra mazava tsara ny fieritreretana mety sy ny tsy mety mikasika ny ministera, ny asa hita ao amin’ny ministera, ny zavatra takiana aminao amin’ ny maha mpiasa anao ao amin’ ny ministera sy ny fomba fanaovana ny raharaha ao amin’ ny ministera. Efa nametra-panontaniana mikasika ny asanao ao amin’ ny ministera ve ianao?Hametraka fanamby anao ity boky nosoratan’ i Dag Heward-Mills ity handehananao mendrika ny antson’ Andriamanitra sy hitarika anao hanome ny tenanao manontolo amin’ny asan’ ny ministera.

  • Eo amban’ny fanerena te hampifaly sy hampatalanjona ny vahoaka amin’ ny vaovao tsara ireo pastera. Io tsindrin’ ny olona io no miteraka fanodikodinana ny tenin’ I Kristy mandrapahasarotra ny hamantararana ny hafatry ny hazofijaliana. Ankehitriny, miverina amin’ ny fahamarinana fototra amin’ny maha Kristiana isika ka tsy maintsy “manary” isika mba “hahazo” an’I Kristy. Hiverina amin’ ny fiangonana ny hery raha mitory isika fa tsy maintsy manao sorona, miaritra fahoriana sy maty ho an’I Kristy. Ny herin’ ny tenin’I Kristy dia tsy ho voafafan’ iza n’iza na toy inona na toy inona fahombiazany na toy inona heriny.

  • Este important ca noii creștini să înțeleagă elementele de bază ale mântuirii și să învețe principiile care guvernează noile lor vieți. "Fapte esențiale pentru noii credincioși" a fost concepută pentru a răspunde acestei nevoi și pentru a oferi o bază pentru noii creștini să meargă victorios în credința lor nouă.

Title

Go to Top