• Ny harena sarobidin' ny hosotra dia ao amin'ny voahosotra. Ny hosotra dia tsy misaraka amin'ny olona izay voahosotra. Ny hosotra dia ao amin' ny lehilahin' Andriamanitra! Ny hosotra dia miaraka amin' ny lehilahin' Andriamanitra! Ny hosotra dia eo amin'ny lehilahin' Andriamanitra. Ity boky vaovao sy mampientanentana izay nosoratan' i Dag Heward-Mills ity dia hampientanentana ireo izay mikatsaka ny hosotra.

  • Ny fananganana fiangonana dia tranga iray izay miely patrana eo amin' ireo mpanompon' ny filazantsara. Asa lehibe nataon' ireo mpianatra voalohany ihany koa izany. Ny fananganana fiangonana mahomby dia mitaky fahaiza-manao ary miankina amin'ny antony maro. Dag Heward-Mills, mpanorina fiangonana karismatika iray maneran-tany misy fiangonana telo arivo, no mitarika antsika amin' ny famakafakana ireo singa samihafa amin' ny fananganana fiangonana ao amin'ity boky ity. Izy ity dia boky fiofanana ho an'ireo mpanompon' Andriamanitra te hanao ny fananganana fiangonana ho tanjony eo amin' ny fianana sy ny asa fanompoana.

  • Ny Fitombon’ ny Fiangonana dia fantatsika fa tsy azo tsapain-tànana ary sarotra vitaina. Ireo pastera rehetra maniry ny hitomboan’ ny fiangonany.Ity boky ity no valin’ ny fitadiavanao fitombon’ ny fiangonana.Ho azonao ny mahatonga ilay hoe “miara miasa ireo zavatra maro samihafa” hanatanterahana ny fitombom-piangonana. Ry pasitera malala, araka ny fahitan’ireo teny sy hosotra ao amin’ ity boky ity ny lalany anatin’ ny fonao dia hiaina ilay fitobom-piangonana izay efa nentinao am-bavaka hatrizay ianao.

  • “… Mandehana ho eny amin’ ny lalambe sy ny sisim-boly, ka tereo ny olona hiditra, MBA HO FENO NY TRANOKO” Lioka 14: 23. Ny ventsom-pon’ Andiamanitra dia ny ahavonjy izao tontolo izao ary ny ahafeno ny tranony – ny fiangonana! Avy amin’ io Fanambarana io no nahaterahan’ ity boky ity, “Fiangonana Goavana” nosoratan’ I Eveka Dag Heward- Mills, mpitandrina ny fiangonana anisan’ ireo fiangonana lehibe indrindra ao Ghana. Tsy ho toy ny teo aloha intsony ny Fiangonanao rehefa avy mamaky ity boky mampahomby ity ianao! “Dr. Heward Mills dia nanolo-tena ho an’ I Jesosy Kristy Tompo sy ny asa fitoriana filazan-tsara eto maneran-tany. Mpitarika Lehibe sy maodely ho an’izay rehetra ao amin’ ny asa fanompoana, ary izahay eto amin’ ny “Church Growth International”, dia tena faly tokoa fa mahafantatra sy miantso an’ i Dr. Dag Heward- Mills hoe namana sy mpiara-miasa ato amin’ ny saham-pijinjana lehibe eto amin’ izao tontolo izao.”-Dr. David Yonggi Cho Filoha, Church Growth International.

  • Misy ve ny ankoatry ny voajanahary ankehitriny ?Afaka manao fandidina any amin’ ny ankoatry ny voajanahary ve aho?Raha mbola manasitrana ny olona Andriamanitra, Maninon’ Izy no tsy manasitrana ny olona rehetra?Ahoana no ahafahako mandray ny hosotry ny fanasitranana?Fantaro ny valin’ireo sy ny fanontaniana maro mikasika ny fisehon’ ny Fanahy Masina anatin’ ity boky mahafinaritra nosoratan’i Dag Heward-Mills ity.

  • Amashengero yuzuye abantu bazi kwiyorobeka cane bacika abahemu cane. Urufunguruzo rukomeye rwa satani rwamye ari uruhendo no kwiyorobeka. Umurongozi adashobora kubona igipfutse uwiyorobeka azogira ingorane kuko ahumye. Guterw'ubwoba, akamenyero no kuzazanirwa ni impwemu mbi zigwanya abakozi b'Imana. Kenshi, abantu ntibamenya n'ikibagwanya. Iki gitabo kiragufasha kumenya no kurwanya umwansi murikumwe.
  • Tsy misy amintsika ny mikasa ny ho tonga any an-danitra raha tsy nahavita izay tian' Andriamanitra ho ataontsika eto an-tany. Tsy misy, na iray aza! Te hamita ireo asa izay nampanaovin'Andriamanitra antsika isika. Ity boky ity dia mikasika ny fomba hamitanao ny asa fanompoanao. Ity boky ity dia fitarihana amin' ny fomba ahafahantsika mamaly ireo zava-mitranga avy amin' Andriamanitra eo amin' ny fiainantsika - mba tsy hangaina amin' izany andro izany. Hahatanteraka ny asa fanompoanao anie ianao ary Andriamanitra anie hiteny aminao hoe, "Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky!"

  • Abantu baguta bashobora kukwononera. Ntanakimwe cosigura umubabaro wumva, ukuzazanirwa n'ukwiganyira ugira iyo abantu bagutaye bakigira. Iki gitabo cdnditswe kugira kigufashe kugwanya ukwononekara kwoza iy'abantu bagutaye. Ntiwihende, gutabwa canke guhebwa si ivyashikiye wewe gusa canke igikorwa cawe gusa. Har'abandi Benshi vyashikiye. Satani niwe yabaye umuroberi w'umugarariji wa mbere kandi kuv'ico gihe yaciye atangura guhumekera muri benshi uburoberi bw'ubugarariji. Ufise iki gitabo mu minwe yawe, uzohaguruka ugwanye impwemu y'ubuhemu izanwa n'"abaguta".
  • Ubwibone ni uburozi bwica bwagize ingaruka ku bantu uko imyaka yagiye iraza. Kuko bidashoboka kubona, ubwibone burashobora gutuba haba ingorane ikomeye. Ni gute twoshobora kurwanya ako kaga k'ubuzima bwacu? Abantu bake nibo biha kwandika ivyerekeye.... , ariko agaciro ko mu mpwemu k'akamaro. Muri iki gitabo kinezereye, Dag Heward-Mills arashira ahabona amaforoma atandukanye menshi y'ubwibone. Iki gitabo, canditswe n'umukristo aca mu bigoye, kizoguhezagira kandi kigutere intege kugira ugire ukwicisha bugufi nka Yesu Kristo.
  • Muri iki gitabo ciza, Bishop Dag Heward-Mills arigisha ukuntu igikoresho c'ubwizigirwa cerekanwa n'ico umurongozi ashobora gukora. Hakoreshejwe Bibiliya, Kahise, n'ivyanditswe, icigwa kiranakoreshwa ku wogisoma wese.
  • "Iki gitabo ni iyindi ngabire iva ku mwanditsi Dag Heward-Mills ku bakozi b'Imana bose bazogisoma. Iki gitabo kirishura ibibazo vyawe vyose vy'uko ubigenza ku migenderanire igoye hagati y'Abavyeyi n'abana. Biciye mu nyigisho z'iki gitabo, uzokwiyambura umuvumo ku buzima bwawe wizaneko umugisha. Aba Papa n'abantu b'akamaro cane bakuza abana babo bakabakingira. Ata ba Papa bahari, ntihoba abana bokubandanya igikorwa c'Imana ku rundi runganwe n'urundi. Ihamagarwa ry'Imana riratotahara canke rigapfira mu bushobozi bwawe bw'uko wigenza kuri ba so. Soma Iki gitabo, wirinde umuvumo wo kutubaha, kugaba, no kugira imigenderanire mibi na ba so."
  • Birashoboka ko umwe mu bansi bakomeye uzobona ari umwagiriji hagati muri benedata. Menya ivyankenerwa vy'ukuntu iki kigwanishwa co kwagiriza gikoreshwa kandi wige uko ukinesha, nk'uko usoma iki gitabo ciza ca Dag Heward-Mills.

Title

Go to Top