-
Abantu baguta bashobora kukwononera. Ntanakimwe cosigura umubabaro wumva, ukuzazanirwa n'ukwiganyira ugira iyo abantu bagutaye bakigira. Iki gitabo cdnditswe kugira kigufashe kugwanya ukwononekara kwoza iy'abantu bagutaye. Ntiwihende, gutabwa canke guhebwa si ivyashikiye wewe gusa canke igikorwa cawe gusa. Har'abandi Benshi vyashikiye. Satani niwe yabaye umuroberi w'umugarariji wa mbere kandi kuv'ico gihe yaciye atangura guhumekera muri benshi uburoberi bw'ubugarariji. Ufise iki gitabo mu minwe yawe, uzohaguruka ugwanye impwemu y'ubuhemu izanwa n'"abaguta".
-
Amashengero yuzuye abantu bazi kwiyorobeka cane bacika abahemu cane. Urufunguruzo rukomeye rwa satani rwamye ari uruhendo no kwiyorobeka. Umurongozi adashobora kubona igipfutse uwiyorobeka azogira ingorane kuko ahumye. Guterw'ubwoba, akamenyero no kuzazanirwa ni impwemu mbi zigwanya abakozi b'Imana. Kenshi, abantu ntibamenya n'ikibagwanya. Iki gitabo kiragufasha kumenya no kurwanya umwansi murikumwe.
-
Misy ve ny ankoatry ny voajanahary ankehitriny ?Afaka manao fandidina any amin’ ny ankoatry ny voajanahary ve aho?Raha mbola manasitrana ny olona Andriamanitra, Maninon’ Izy no tsy manasitrana ny olona rehetra?Ahoana no ahafahako mandray ny hosotry ny fanasitranana?Fantaro ny valin’ireo sy ny fanontaniana maro mikasika ny fisehon’ ny Fanahy Masina anatin’ ity boky mahafinaritra nosoratan’i Dag Heward-Mills ity.
-
Ubuzima bushobora kuba ubugoye kuri uwo wese. Kenshi ico ukeneye kugira utsinde ico munigana ni ubwenge. Ubwenge ni ibanga ry'Imana rizogufasha kuva mu bikugoye ukaba mubitangaje. Imana yagushizeho kubw'ubwiza. Ibanga ry'imana ni ubwenge bw'Imana mu kinyegezwa cashizweho kubw'ubwiza n'Ugusa neza vyawe. Ese Amahishurirwa y'iki gitabo yokuzanira intsinzi imisi yose! Ese iki gitabo coguha ubumenyi bwo kunesha!
-
“… Mandehana ho eny amin’ ny lalambe sy ny sisim-boly, ka tereo ny olona hiditra, MBA HO FENO NY TRANOKO” Lioka 14: 23. Ny ventsom-pon’ Andiamanitra dia ny ahavonjy izao tontolo izao ary ny ahafeno ny tranony – ny fiangonana! Avy amin’ io Fanambarana io no nahaterahan’ ity boky ity, “Fiangonana Goavana” nosoratan’ I Eveka Dag Heward- Mills, mpitandrina ny fiangonana anisan’ ireo fiangonana lehibe indrindra ao Ghana. Tsy ho toy ny teo aloha intsony ny Fiangonanao rehefa avy mamaky ity boky mampahomby ity ianao! “Dr. Heward Mills dia nanolo-tena ho an’ I Jesosy Kristy Tompo sy ny asa fitoriana filazan-tsara eto maneran-tany. Mpitarika Lehibe sy maodely ho an’izay rehetra ao amin’ ny asa fanompoana, ary izahay eto amin’ ny “Church Growth International”, dia tena faly tokoa fa mahafantatra sy miantso an’ i Dr. Dag Heward- Mills hoe namana sy mpiara-miasa ato amin’ ny saham-pijinjana lehibe eto amin’ izao tontolo izao.”-Dr. David Yonggi Cho Filoha, Church Growth International.
-
Ny Fitombon’ ny Fiangonana dia fantatsika fa tsy azo tsapain-tànana ary sarotra vitaina. Ireo pastera rehetra maniry ny hitomboan’ ny fiangonany.Ity boky ity no valin’ ny fitadiavanao fitombon’ ny fiangonana.Ho azonao ny mahatonga ilay hoe “miara miasa ireo zavatra maro samihafa” hanatanterahana ny fitombom-piangonana. Ry pasitera malala, araka ny fahitan’ireo teny sy hosotra ao amin’ ity boky ity ny lalany anatin’ ny fonao dia hiaina ilay fitobom-piangonana izay efa nentinao am-bavaka hatrizay ianao.
-
Ny fananganana fiangonana dia tranga iray izay miely patrana eo amin' ireo mpanompon' ny filazantsara. Asa lehibe nataon' ireo mpianatra voalohany ihany koa izany. Ny fananganana fiangonana mahomby dia mitaky fahaiza-manao ary miankina amin'ny antony maro. Dag Heward-Mills, mpanorina fiangonana karismatika iray maneran-tany misy fiangonana telo arivo, no mitarika antsika amin' ny famakafakana ireo singa samihafa amin' ny fananganana fiangonana ao amin'ity boky ity. Izy ity dia boky fiofanana ho an'ireo mpanompon' Andriamanitra te hanao ny fananganana fiangonana ho tanjony eo amin' ny fianana sy ny asa fanompoana.
-
Ny harena sarobidin' ny hosotra dia ao amin'ny voahosotra. Ny hosotra dia tsy misaraka amin'ny olona izay voahosotra. Ny hosotra dia ao amin' ny lehilahin' Andriamanitra! Ny hosotra dia miaraka amin' ny lehilahin' Andriamanitra! Ny hosotra dia eo amin'ny lehilahin' Andriamanitra. Ity boky vaovao sy mampientanentana izay nosoratan' i Dag Heward-Mills ity dia hampientanentana ireo izay mikatsaka ny hosotra.
-
Ny hosotra no fanalahidy lehibe indrindra ilaina hoentina manokatra ny varavarana mankany amin’ ny asa fanompoana mahomby sy miroborobo. Betsaka ny olona niezaka nanao ny asan’ Andriamanitra tsy tamin-kitim-po ,ary tsy lasa lavitra satria tsy tonga saina ny amin’ ny hoe “Tsy amin-kery na amim-pahatanjahana,fa amin’ ny Fanahiko (ny hosotra)” [Zakaria 4:6] Ity boky tsy manan-tsahala “Sambory ny hosotra” nosoratan’ I Eveka Dag Heward-Mills ity dia hampianatra anao ny atao hoe fisamborana ny hosotra sy ny fomba ahafahanao mampianatra izany! Avelao ny faniriana ny hosotr’ Andriamanitra hihetsika ao anatinao amin’ny alalan’ireo pejy hitanao ato amin’ity boky ity!
-
Mandeha eo anivon’ ny loza, fandrika ary fitaka maro ny Kristiana. Hanokatra ny masonao amin’ ireo loza voahevitra tsara miandry hamely, handratra sy hamotika antsika ity boky ity. Ampio ny tenanao, vonjeo ny tenanao ary afaho ny tenanao amin’ ny alalan’ ity boky mahery vaika mikasika ny Loza ara-panahy ity! Araka ity boky tena miavaka nosoratan’ i Dag Heward-Mills ity dia tsy maintsy mamela ny Fanahy Masina mitaona, manainga,mikasika sy manova ny fiainanao ianao mandrakkizay.
-
Maniry ny ho voahosotra ve ianao? Mizara ireo dingana maromaro makany amin’ny fandraisana ny hosotra i Dr. Heward-Mills ao anatin’ ity boky araka ny tantara ity. Tena ho fitahiana lehibe indrindra ho anao sy ny asa fanompoanao tokoa ity boky ity. Fantaro ireo dingana mila raisinao ahavoahosotra anao!
-
Ity filazana lalina ity hoe "Ny iray aminareo dia ratsy" dia nataon' I Jesosy Kristy tamin'ny antoko keliny nisy ireo mpianany roa amby folo. Maro amintsika no hampijalian' ny devoly satria isika tsy mahalala ny fomba fampiharihariana azy na ny famantarana ny asa-tanany. Ao amin' ity boky feno fitahiana ity, no hahitanao ny otan' ny devoly ary hanapahanao hevitra tsy handeha mandrakizay ao amin' ireny. Tsy hihatra aminao mandrakizay anie ny fehezanteny hoe" ny iray aminareo dia ratsy"!